Famotsiam-bola: Misy olona ambony manakana

0

Nivoaka an-gazety an-tsoratra tato ho ato momba lay tamban-jotrana famotisam-bola ataona karana eto Madagasikara. Azon’ny mpanao gazetin’ny Kolo TV ny antontan-taratasy misy ny antsipirihan’izany. Vola mitentina hatrany amin’ny 644 miliara ariary no tokony aloan’ireo tompon’antoka ho an’ny fanjakana. Tafidina any amin’ny 23 miliara ariary izany. Tamin’ny taona 2010 ny raharaha no nanomboka, hatramin’izao tsy mety mihetsika ny raharaha. Misy manakana, olona ambony.