Accueil Société Fampianarana Informatika : mahaliana ny tanora maro na eo aza ny fahasarotany

Fampianarana Informatika : mahaliana ny tanora maro na eo aza ny fahasarotany

0
Fampianarana Informatika : mahaliana ny tanora maro na eo aza ny fahasarotany

Na azo ambara fa miha vitsy aza ny tanora liana amin’ny taranja sinatifika amin’izao fotoana izao, isan’ny taranja mahasarika ny mpianatra aorian’ny fahazoana ny mari-pahaziana bakalorea ny tontolon’ny informatika eto amintsika hoy ny Tale jenealin’ny ENI na ny Ecole Nationale de l’Informatique eo anivon’ny Oniversitian’i Fianarantsoa. Ho ampitomboana arka izany ireo taranja momban’ny tontolon’ny informatika amin’ny taom-pianarana manaraka eo.