Fampiasana fatana mitsitsy: mampihena ny harina ampiasaina sy ny fandripahana ny ala

0

Vanim-potoana fanombohan’ny fiakaran’ny vidin’ny harina fandrehitra ny toy izao hoy ireo mpamongady sy mpanao charbon nanaovana fanadihadiana . Na izany aza tsy afa misaraka amin’ny tontolo andron’ny mponina ny charbon. Manoloana izay dia ny fampiasana ny fatana mitsitsy no vahaolana azo atao hoy ny fanazavan’ny mpiaro ny tontolo iainana.