Accueil Politique Fampielezankevitra : mazava ny voalazan’ny lalàna

Fampielezankevitra : mazava ny voalazan’ny lalàna

0
Fampielezankevitra : mazava ny voalazan’ny lalàna

Fanombohan’ny fampielezankevitra, mampiasa ny tetika rehetra ny HVM amin’ny fampiasana ny fitaovam-panjakana , fa ihany koa ny fanaovana ho fitaovana ireo mpiasampanjakana . Averina aminao ato anatin’ny fanadihadiana ity ny voalazan’ny lalàna mikasika ny pitsopitsony rehetra momban’ny fifidianana. Misy ny sazy mifanaraka amin’izany ho an’ireo rehetra minia mandika ny lalàna.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici