Accueil Culture Famporisihina ny tanora ho tia mamaky boky : mbola eo ampitadiavana paikady

Famporisihina ny tanora ho tia mamaky boky : mbola eo ampitadiavana paikady

0
Famporisihina ny tanora ho tia mamaky boky : mbola eo ampitadiavana paikady

Tokony hanana ny anajara toerany eo amin’ny fiaraha-monina ny fitiavana vaky boky. Mbola ambany ny tahan’ny famakiam-boky raha eto Madagasikara, indrindra fa ny tanora, antony izay nanaovana hetsika lehibe androany tetsy amin’ny tranobokim-pirenena Anosy, hitadiavam-bahaolana hampitomboana io taha ambany io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici