Fanafihanana eto Antananarivo : tratehaka ireo jiolahy 6 mirahalahy

0

Tratehakin’ny eo anivon’ny polisim-pirenena misahana ny ady amin’ny heloka bevava ireo ekipan’ny jiolahy raindahiny bande de 10 izay manatanterka fanafihana eto Andrenivovohitra sy ny manodidina. 6 amin’izy ireo no voasambotra ary iray no maty voatifitra nandritra ny fifanjevona.