Accueil Politique Fanafoanana ny fampiantsoana ny mpifidy : nolavin’ny Filankevim-panjakana.

Fanafoanana ny fampiantsoana ny mpifidy : nolavin’ny Filankevim-panjakana.

0
Fanafoanana ny fampiantsoana ny mpifidy : nolavin’ny Filankevim-panjakana.

Nolavin’ny teo anivon’ny filankevim-panjakana ny fitoriana na ny requête napetraky ny kandidà Randriamanantsoa Tabera sy A/toa Ralaiseheno Guy Maxime. Efa nandrasana ary nanaraka tanteraka ny voalazan’ny lalàna ny conseil d’Etat hoy ny mpahay lalàna nanontaniana. Feno ankehitriny ny fepetra hirosoana amin’ny fifidianana, hoy kosa ny teo anivon’ny CENI manoloana izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici