Fanamboaran-dalana – Rocade Antananarivo : maro no efa nisitraka ny onitra

0

20%n’ny asa fanam-boaran-dalana rocade, amin’izao fotoana izao no vita araka ny tatitra nataon’ny teo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy androany. Mitentina hatramin’ny 20miliara ariary kosa ny tetibola nakona hanomezana onitra ho an’ireo manana fananana voakasika, toa ny tany. Fanadihadiana.