Fanamboaran-dalana : tsy hisy intsony ny kitoatoa sy ny kitranoantrano

0

Nampiantso ireo orinasa mpanao lalana eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina ny minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny asa vaventy. Tsy maintsy mandray ny asany ireo orinasa rehetra nahazo ny tsena misy Garantie raha misy fahasimbana. Hisy ny fandraisana andraikitra amin’ny tsy fanatanterahana izany.