Fanamboarana borety : isan’ireo asa mampidi-bola

0

Asa iray mahavelona ary isan’ny iveloman’ny fianakaviana maromaro ny fanamboarana borety eto amintsika. Ny fanamboarana izany indray no fanadihadiana fohy mahakasika ny asa madinika ho entina aminao any an-tokantrano amin’ity alina ity.