Fanamboarana Passeport : tsy ahitam-bahaolana, mikatso ny asa

0

Tsy mbola mandeha ny fanamboarana passeport eny amin’ny sampan-draharaha mikarakara izany eny Anosy. Raha ny fanadihadiana natao, tsy mbola vita ny milina manamboatra.