Fananam-panjakana : hatomboka ny fanisana izany

0

Nanomboka ny faha-7 aogositra lasa teo ny fanisan’ny DPE na ny Direction du Patrimoine de l’Etat ireo fananan’ny Fanjakana Malagasy. Ny trano nonenan’ireo tompon’andraiki-panjakana ambony teo aloha tsy manana andraikitra ambony intsony no nanombohana izany. Fanampim-panazavana.