Accueil Société Fananana iombonana : tokony ho sarotiny amin’ny fiarovana azy ireny ny tsirairay

Fananana iombonana : tokony ho sarotiny amin’ny fiarovana azy ireny ny tsirairay

0
Fananana iombonana : tokony ho sarotiny amin’ny fiarovana azy ireny ny tsirairay

Maro amin’ireo mpampiasa lalana no tsy manaja ireo lalana asiam-panamboarana amin’izao fotoana izao raha ny tsikaritry ny talem-paritry ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy. Tokony ho sarotiny amin’ireny fananana iombonana ireny ny olompirenena tsirairay, hifampiteny sy hikojakoja azy ireny raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici