Accueil Politique Fananganana sampan-draharaham-panjakana : tokony ho faritan’ny didim-panjakana

Fananganana sampan-draharaham-panjakana : tokony ho faritan’ny didim-panjakana

0
Fananganana sampan-draharaham-panjakana : tokony ho faritan’ny didim-panjakana

Olana eo amin’ny lafiny lalàna no mipetraka ka tsy maintsy hanitsiana ny lalàna mifehy ny horonan-tsary eto Madagasikara hoy ny tale jeneralin’ny serasera. Didim-panjakana no tokony hamaritra ny fananganana sampandraharaham-panjakana na orinasam-panjakana. Tanjona ankilany ny hanatsarana sy hampiroboroboana hatrany ity sehatra ity hoy hatrany ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici