Fanaovam-baksiny faobe miaro amin’ny aretina kitrotro : nanomboka androany

0

Distrika miisa 25 eto Madagasikara no misitraka ny vaksiny entina miady amin’ny aretina kitrotro nanomboka androany faha 14 Janoary ka hatramin’ny faha 18 Janoary ho avy izao. Ho an’ny teto an-drenivohitra manokana, mbola olana ny fisian’ireo Ray aman-dReny mandà ny hanaovana vaksiny ny