Mitohy ny fanapariahana ny vaksiny hiadiana amin’ny Covid-19 manerana ny Nosy. Hatramin’ny androany, toerana miisa 213 amin’ireo 744 no efa ahitana izany raha ny fanazavana ary hisokatra tsy ho ela amin’ny daholobe ny vaksiny Johnson & Johnson.