Accueil Economie Fanarenana ara-toekarena : nanendry olona 04 ny Vondrona Afrikana

Fanarenana ara-toekarena : nanendry olona 04 ny Vondrona Afrikana

0
Fanarenana ara-toekarena : nanendry olona 04 ny Vondrona Afrikana

Ho fiatrehana ny fanarenana ara-toekarena aty Afrika aorian’ny fandalovan’ny COVID 19, nanendry olona 04 ny Vondrona Afrikana. Ireo olona 04 ireo no hanetsika ireo fanohanana haingana sy azo tsapain-tanana araka ny nampanantenain’ny G20 sy ny Vondrona Eropeana ary ireo mpamatsy vola iraisam-pirenena isan-tokony.