Miha mahazo vahana ny fanarin-jaza eny amin’ireny toeram-piterahana ireny amin’izao raha ny fanzava’ny tompon’andraikitra iray teo anivon’ny policy mpihany ny vehivavy sy ireo zaza tsy ampy taona. Ny fitsohahana ao an-tokatrano ny tranga maro miseo eto Magadasikara na eo ihany aza ireo fahaveran-jaza sasan-tsasany.