Fanatsarana ny RN 5 : nanomboka androany

0

Natomboka androany ny fanatsarana ny lalana mampitohy an’i Toamasina sy Foulpointe na ny RN 5. Hanarapenitra ny kalitaon’izany raha ny fanazavana teo anivon’ny minisitera tomponandraikitra. Mifandray tanteraka amin’ny fampandrosoana ny toekarena any an-toerana ity fanatsarana ity.