Fandaharana « Instafun » : hisy fanovana manomboka rahampitso

0

Hisy fanovana ny Fandaharana , « instafun » eto amin’ny kolotv manomboka rahampitso. Tamin’ny alalan’ny fangatahan’ny mpijery sy tafiditra anatin’ny fanatsarana no nentina nandrafetana izay fanovana izay.