Accueil Société Fandalovan’ny andro Ratsy : 39 ireo namoy ny ainy, 101 461 ireo traboina

Fandalovan’ny andro Ratsy : 39 ireo namoy ny ainy, 101 461 ireo traboina

0
Fandalovan’ny andro Ratsy : 39 ireo namoy ny ainy, 101 461 ireo traboina

Raha ny antotanisa navokan’ny teo anivon’ny BNGRC , mitotaly 39 ankehitriny ireo maty raha toa ka 101 461 ireo traboina manerana ny Nosy tao aorian’ny fandalovan’ny andro Ratsy . Miisa 7 652 kosa ireo toeram-ponenena dibo-drano raha toa ka 58 ireo fantatra fa simba raha ny tatitra nivoaka androany atoandro.