Accueil Société Fanjonoana sy fihinanana vokatra an-dranomasina : misy fotoana mila hajaina

Fanjonoana sy fihinanana vokatra an-dranomasina : misy fotoana mila hajaina

0
Fanjonoana sy fihinanana vokatra an-dranomasina : misy fotoana mila hajaina

Manoloana ny tranga fanapoizinana vokatry ny fihinanana fano tany Vatomandry, nitondra fanazavana io maraina io ny tale jeneralin’ny jono. Nanamafy ity farany fa voarara ny fihinanana biby an-dranomasina  na animaux marins rehefa vanim-potoana mafana ary mbola misy minia mandika izany.