Fanolanana : nirongatra ny fanolanana ataon’ny olom-pady

0

Niakatra 27,1 % ny fitarainana voaray momba ny trangana fanolanana teto Antananarivo sy ny manodidinana tao anatin’ny 8 taona. Ankoatran’ny fanolanana ataon’ny mpiray vodirindrina sy ny sakaizany, isan’ny nahazoana fitarainana maro ihany koa ny fanolanana ataon’ny olom-pady.