Accueil Politique Fanondranana antsokosoko harem-pirenena ao Maroantsetra : mizarazara ny hevitra.

Fanondranana antsokosoko harem-pirenena ao Maroantsetra : mizarazara ny hevitra.

0
Fanondranana antsokosoko harem-pirenena ao Maroantsetra : mizarazara ny hevitra.

Nodisoin’ny mpiaro ny tontolo iainana Clovis Razafimalala tao anatin’ny Fandaharana Ankistipo Ny Filazana fa tsy nisy intsony ny fanondranana antsokosoko andramena tany Maroantsetra hatramin’ny taona 2014. Tsy misy ihany koa ny finiavana politika avy amin’ny fitondrampanjakana amin’ny fiarovana ny harem-pirenena malaagsy ho tombotsoa iombonana.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici