Accueil Economie Fanondranana vato sarobidy : niverina nisokatra nanomboka androany

Fanondranana vato sarobidy : niverina nisokatra nanomboka androany

0
Fanondranana vato sarobidy : niverina nisokatra nanomboka androany

Niverina nisokatra nanomboka androany ny fahafahan’ireo mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany manondrana vato sarobidy mankany ivelany. Mandringa ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fanjakana hoy ireo mpandraharaha, antony, tsy mbola misy ny fahazon-dalana mitrandraka, noho izany ireo manana tahiry ihany no mahazo tombotsoa.