Fanorenana tsy ara-dalàna – Behoririka : narodana ny trano androany

0

Niroso tamin’ny fandrodanana ny trano eo anoloan’ny EPP Behoririka ny fitondram-panjakana tamin’ity androany ity tamin’ny alalan’ny fampiharana ny didim-panjakana 2. Anton’ny fandrodanana ny tsy fanaran-dalànan’ity fanorenana ity.