Fanorenana tsy ara-dalàna Mahitsy

0

Mirongatra ary miha mahazo vahana ny fanorenana tsy ara-dalàna ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Mahitsy amin’izao fotoana. Ankoatry ny ao amin’ny toerana fanaovam-baolina, misy manorina ihany koa ny tanin’ny EPP eny an-toerana. Velon-taraina manoloana izany ireo ray amandrenin’ny mpianatra sy ireo mponina.