Accueil Société Fanorenana tsy ara-dalàna : manapi-tsofina ny kaominina Antananarivo Renivohitra

Fanorenana tsy ara-dalàna : manapi-tsofina ny kaominina Antananarivo Renivohitra

0
Fanorenana tsy ara-dalàna : manapi-tsofina ny kaominina Antananarivo Renivohitra

Tsy hita mazava ny fepetra noraisin’ny kaominina Antananarivo manoloana ny firongatry ny fanorenana tsy ara-dalàna notaterina teo amin’ny fampahalalam-baovaon’ny Kolo Tv. Mitohy ny asa fanorenana etsy ABOHIJATOVO AMBONY nanaovana fanadihadiana. Mitaky ny hanajana ny rafitra eny ifotony ny Fokontany afahana mandrindra ny fanajariana sy ny fandaminana ny tanànan’Antananarivo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici