Fanorenana tsy ara-dalàna : nivoaka ny fanapahan-kevitry ny « Conseil d’Etat »

0

Nolavin’ny Conseil d’Etat androany ny fangatahana fanafoanana didimpanjakana, manoloana ny fanidiana ny fanorenana tsy ara-dalàna eny Alarobia. Fanorenana amin’ny tany izay tsy an’ity farany akory araka ny antotan-taratasy farany navoaky ny sampandraharahan’ny fananan-tany.