Accueil Société Fanotofana tany tsy ara-dalàna : mihazakazaka eto an-drenivohitra

Fanotofana tany tsy ara-dalàna : mihazakazaka eto an-drenivohitra

0
Fanotofana tany tsy ara-dalàna : mihazakazaka eto an-drenivohitra

Mihazakazaka ny fanotofana tany ato anatin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Tao amin’ny Fokontany Saropody ao Androndra kely, miasa amin’ny alina ireo mpanototra, tsy fantatra hatreto ny tompon’ny tany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici