Fanotofana tany : tsy maintsy angatahana fahazoan-dàlana avokoa

0

Fiara vaventy mpitatitra ny tany maromaro no natao « mise en fourrière », voasazy hijanona tsy afaka miasa mandritra ny folo andro, noho ny fanamarinana ny antotan-taratasy rehetra mirakitra ny fahazoan-dàlana hanototra eny Talatamaty. Ny fanotorana tany izay tsy maintsy angatahana fahazoan-dàlana avokoa.