Fanovàna Lalàmpanorenana : kajikajy politikan’ny mpitondra

0

Maneho ny heviny momba ny fikasan’ny fahefana mpanatanteraka hanova ny lalàmpanorenana ny Solombavambahoaka tsy miankina voafidy tany Taolagnaro. Aminy dia kajikajy politika hitazomana seza no anton’izany fikasana izany.