Faran’ny taona sy ny taom-baovao : nanjaka ny halatra « moto »

0

Moto 3 no nisy nangalatra ny nandritra ny 31 desambra sy ny taom-baovao araka ny tatitry ny polisim-pirenena ary efa misy tambazotra goavana manatanteraka izany eto Antananarivo. Ankoatra izay, tratra ihany koa ny jiolahy mpamky trano sy mpanolana tao an-tampon-tanànan’Ambanja.