Faritra Androy : tsy nisy nifidy ny HVM raha tsy nisy ny fanerena sy ny fanambazana vola

0

Tsy nisy nifidy ary tsy nahazo ny salan’isa 8 % ny HVM tao Ambovombe Androy raha tsy nisy ny fanerena sy ny fanambazana vola nataon’ny Solombavambahoaka Milavonjy Philobert tany an-toerana. Ireto farany izay nanantena fa hahazo salan’isa ambony ny HVM amin’ny maha teo amin’ny fitondrana azy.