Accueil Société Faritra arovana : tsy hisy intsony afaka 15 taona raha ny fanimbana ankehitriny no mitohy

Faritra arovana : tsy hisy intsony afaka 15 taona raha ny fanimbana ankehitriny no mitohy

0
Faritra arovana : tsy hisy intsony afaka 15 taona raha ny fanimbana ankehitriny no mitohy

Tsy hisy faritra arovana intsony eto Madagasikara afaka 15 taona raha ny fanimbana ankehitriny no mitohy hoy ny manam-pahaizana momba ny tontolo iainana. Famotehana izay vokatry ny krizy ara-tsosialy sy ara-toekarena lalim-paka raha ny fanehon-keviny ka tokony andraisam-bahaolana aingana.