Faritra Atsimo : sokatra miisa 7 347 no tratra, olona 3 no voasambotra

0

Mirongatra tato ho ato ny trafika-na sokatra eto Madagasikara. Andro vitsivitsy lasa, sokatra miisa 7 347 indray no tratra tany amin’ny faritra atsimo iny, olona 3 kosa no voasambotra.