Accueil Société FEFFI – EPP Analakely : nahodikodin’ny birao ny vola, hoy ireo ray aman-dreny

FEFFI – EPP Analakely : nahodikodin’ny birao ny vola, hoy ireo ray aman-dreny

0
FEFFI – EPP Analakely : nahodikodin’ny birao ny vola, hoy ireo ray aman-dreny

Tontolon’ny fanabeazana, ahian’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra ao amin’ny EPP Analakely ho nahodikodin’ireo birao eo anivon’ny FEFFI na ny Farimbon’ny Ezaka ho an’ny Fahombiazan’ny Fanabeazana eny Ifotony ny volan’ny fikambanana eo anivon’ity sekoly ity. Tsy misy ny mangarahara, manjaka ny ramatahora hoy ireo ray aman-dreny.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici