Fetin’ny Reny : manan- danja hatrany

0

Manan- danja hatrany, tsy ataon’ny olona mandalo fotsiny ny fankalazana ny fetin’ny Reny. Ho an’ny androany, niavaka ny tontolo andro hoan’ny ankamaroan’ny Reny nanontaniana. Ny zanaka etsy an- kilany, samy niezaka nampifalifaly ny Reniny raha ny fanazavana azo.