Niara-nientana tamin’ireo mpamponjy voina ny filohan’ny Repoblika omaly namonjy ireo fianakaviana maro traboina tany Mahajamba , Maevatanana ary Mitsinjo. Mitohy ny asa sy ny ezaka rehetra manerana ireo faritra nolalovan’ny andro ratsy raha ny fanazavana.