Fiakaran’ny rano : Matahoatra ny mponina eny Ambohimanambola

0

Manahy ny ainy sy ny fananany ny mponina eny Ambohimanambola noho ny fiakaran’ny rano. Nandeha ihany koa ny feo fa ho vahana ny toha-dranon’i Tsiazompaniry, izay hisy fiantraikany amin’ny fiakaran’ny rano eny an-toerana. Manao tana-maro hanamboarana ny digue ny mponina eny an-toerana.