Accueil Société Fiakaran’ny vidim-piainana : tsy maintsy manolotra vahaolana ny minisitera tompon’andraikitra

Fiakaran’ny vidim-piainana : tsy maintsy manolotra vahaolana ny minisitera tompon’andraikitra

0
Fiakaran’ny vidim-piainana : tsy maintsy manolotra vahaolana ny minisitera tompon’andraikitra

Ao anatin’ny 3 andro no tsy maintsy hitondra vahaolana manoloana ny fiakaran’ny vidin’ny entana amin’izao  ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny raha ny fanabarana nataon’ny Filoha Andry RAJOELINA omaly.  Nahitana fiakarany avokoa ny vidin’ny entana hampiasain’ny mponina andavan’andro.