Fianjeran’ny BOEING 737-800 MAX: 157 no maty androany

0

Fiara manidina iray an’i ETHIOPAN AIRLINES androany izay nampitohy ADDIS ABEBA sy NAIROBI no niarandoza. Tsy nisy avotra ireo olona 157 tao anatiny. Tato anatin’ny herinandro vitsy BOEING 737-800 MAX 2 no nihanjera.