Fiarahamonim-pirenena AVG : nohavaozina ny mpikambana

0

Nahitana olom-baovao ny mpikambana eo amin’ny Fiarahamonim-pirenena Alliance Voary Gasy izay nanatanteraka fifidianana tamin’ity androany ity. Ankoatra izay, miantso ny fandraisan’andraikitry ny rehetra ny Fiarahamonim-pirenena AVG ami’ny fiarovana ny harem-pirenena.