Fiarovana  ny zon’olombelona : mbola marefo raha ny eto Madagasikara

0

Mbola marefo ny fiarovana ny zon’olombelona eto Madagasikara. Ny tsy fahafantarana ny zo amin’ny ankapobeny no isan’ny olana mahatonga io tranga io.  Takian’ireo firaisamonim-pirenena ny hanamafisana ny fiarovana ny zon’olombelona amin’ny fomba rehetra.