Fiatrehana ny vanim-potoan’ny pesta : efa nisy ireo fepetra noraisina

0

Efa manomboka miditra ao anatin’ny vanim-potoana ahitana ny valan’aretina pesta isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao, ny fiaraha-mientan’ny tsirairay amin’ny fitandroana ny fahadiovana no vaha olana maharitra iadiana amin’izany. Efa misy ny ezaka ataon’ny ministera amin’izao fotoana izao.