Fidinan’ny vidim-piainana : laharam-pahamehana ho an’ny vahoaka

0

Nandritran’ny fanadihadiana nataon’ny agence capsule izay niarahana tamin’ny kolo tv ny faha 05 sy 07 Febroary lasa teo dia hita tamin’ny fanadihadiana fa laharam-pahamehana amin’ny vahoaka Malagasy ny fikarakarana ny fidinan’ny vidim-piainana. Tokony atsarain’ny mpitondra farak’izay haingana io sehatra io, hoy ny Mpahay teo-karena.