Fifandraisan’i Madagasikara sy Etazonia : feno 150 taona amin’ity taona ity.

0

Feno 150 amin’ity taona ity ny fifandraisan’i Madagasikara sy Etazonia. Manoloana ny raharaham-pirenena, tokony hotohizana ny fanadihadiana ary ampiharina amin’ny rehetra ny lalàna, hoy ny masoivoho amerikana Robet Yamate. Vonona hanolo-tanana amin’ny fanatanterahana ny fifidianana amin’ny taona 2018 ihany koa izy ireo. Fahombiazana amin’ny ankapobeny ny fiaraha-miasa teo amin’ny firenena 2 tonta raha ny fanazavany hatrany.