Fifidianana 2018 : Misy ny tsy fifampitokisana amin’ireo mpiantsehatra samihafa

0

Samy manamafy ny tokony hisian’ny fifampitokisana sy fifanantonana eo amin’ny mpiantsehatra rehetra amin’ny fiainam-pirenena na ny iraka manokan’ny vondrona afrikanina, na ny mpanao politika, na ny vondrona Europeanina. Ny fanantontosana ny fifidianana ny taona 2018 no laharam-pahamehana raha ny fanazavana.