Accueil Politique Fifidianana filohampirenena fihodinana faharoa : nahafa-po, hoy ny GIS-M

Fifidianana filohampirenena fihodinana faharoa : nahafa-po, hoy ny GIS-M

0
Fifidianana filohampirenena fihodinana faharoa : nahafa-po, hoy ny GIS-M

Nahafa-po amin’ny ankapobeny ny fifidianana filohampirenena fihodinana faharoa raha ny nambaran’ny GIS-M na ny Groupe International de Soutien à Madagascar. Izay raha ny votoatin’ny fivoriana nataon’izy ireo ny 20 Desambra lasa teo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici