Fifidianana Filohampirenena  : tokony ho tanterahina amin’ny 2018 hoy ny Ambasadaoro Amerikanina

0

Nanamafy ny amin’ny tokony hanatanterahana ny fifidianana filohampirenena amin’ny taona 2018 ny amerikanina araka ny fanehoan-kevitry ny masoivohony miasa eto amintsika Robert Yamaté. Fifidianana mangarahara, malalaka ary handraisan’ny rehetra anjara no tanjona.